Teny iditra | 1 njola |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny olona mijery amin' ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] squint-eyed. [Malay Juling.] 5 [1.7] cross-eyed, squint-eyed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qui louche |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 13 gila |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny njola io |
Fivaditsoratra | 16 lonja, njola |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |