Teny iditra | 1 ompa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ozona, faniriana ratsy ho an' olona 4 Teny ratsy atao amin' olona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 opprobrious language desiring evil to another, abuse, reproach. [mal. Sumpah, and swa. Uapo, an oath.] comp. latsa. [1.2] 6 abusive or foul language [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 mot grossier, propos orduriers ; malédiction [1.8] |
Ohatra |
8 Indraindray aza ovany sy arahiny ompa ratsy ny anarany. [2.470] 9 Aza mamaly ratsy ny ratsy, na mamaly ompa ny ompa, fa aleo aza misaotra; [2.996] |
Sampanteny |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny ompa io |
Fivaditsoratra | 17 am-po, ampo, ompa, poma |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |