Teny iditra (1/4) | 1 ovana |
Fototeny | 2 ova |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo |
Ohatra |
5 Koa aza ovana, fa ny Fanjakako tsy mba enti-meloka; [2.113] 6 Ny toe-tsaina mihitsy no mila ovana raha te handroso. [2.445] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny ovana io |
Teny iditra (2/4) | 13 ôvana |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.62#156] Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.13.fr#160][ovaña] noyau |
Voambolana |
17 Fizìka |
Teny iditra (3/4) | 18 ovana |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.196] Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ). [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
22 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 27 ovana |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.196] (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [Bezanozano]
|
Voambolana |
30 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 32 anova, aovan, avaon, avona, naavo, naova, navao, navoa, ovana, ôvana, vaoña, vaona, voana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |