Teny iditra (1/4) | 1 poa- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe poaka |
Teny iditra (2/4) | 3 poa |
Sokajin-teny | 4 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 teny enti-milaza ny feo heno rehefa mandrehoka [1.1#799] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 an interjection of dislike accompanied by spitting [1.2#421] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 exprime le bruit fait en crachant [1.3#488] |
Ohatra |
8 Dia mandrora izy hoe: "poa!" [2.69#254] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (3/4) | 11 poa |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 teny voateny raha misy zavatra ratsy maharikoriko, zava-tsy tiana na mahasosotra: Poa! ataoko inona akory iny! 14 teny voateny raha maharay zava-maloto ny zaza, ka asaina ariany io voarainy io: Poa! maloto iny fa ario! [1.1#799] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 terme de mépris: fi! fi donc! [1.3#488] |
Ohatra |
16 poa toy izay anefa, injay. [2.445#] |
Teny iditra (4/4) | 17 Poa |
Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
19 Puah [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 Pua [2.996] |
Voambolana |
21 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 22 Toko sy andininy momba Poa |
Tsanganana sy sary iray takila |
23 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 24 opa, poa- |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |