Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : raharaha | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Alahelo fararano : na tsy very dian' ny raharaha aza, very dian' ny sakafo betsaka. [2.558 #99] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Andriamatoa no hahefa raharaha, ka Ikotokely no voadabodaboka. [2.558]
Andriamatoa no hahefa raharaha, ka Ikotokely no voahavokavoka. [2.415 #6469, 2.653 #208] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est Andriamatoa l' aîné, qui entreprend, et c' est Ikotokely le cadet, qui est battu. [2.415 #6469] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Payer pour les autres. [2.415 #6469] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Asa azy ! raharahan' Ibozy izany. [2.415 #1263] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que sais-je ! c'est l' affaire de Bozy la servante. [2.415 #1263] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par la femme fière et paresseuse qui ne veut pas s'occuper du ménage, à son mari lorsque celui-ci se plaint de quelque chose. [2.415 #1263] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Asa Asa Asa Asa zama, ka tsy vita tsy ifanakonana. [2.415] Ny raharaha hoatry ny miasa zama : raha tsy | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy vita ny raharaha sarotra raha tsy iaraha-manao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Durs travaux des rizières et défrichements : cela ne se fait point, sans que l' on s' aide les uns les autres. [2.415 #5164]
Les affaires, c'est comme le gros travail des rizières et le défrichement : cela ne se fait point sans entente et secours mutuel. [2.415 #3289] Le travail des rizières ne peut se faire que si on s' y met plusieurs ensemble (d' habitude trois hommes). [2.165 #236] Le travail des rizières n' est mené à bien que par l' entraide. [2.600] Travail des rizières : n’est réalisable que par la coordination des efforts. [2.974 #431] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ces travaux se faisaient en commun. [2.415 #3289]
Les grandes affaires, pour arriver à bonne fin, exigent l' entente et le secours mutuel. [2.415 #5164] L' union fait la force. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Atao be ny raharaha, ka ny Aza atao be ny raharaha ka ny voly vary indray no tsy efa. [1.1] Aza dia be raharaha ka ny voly vary indray no tsy efa. [2.558 #437] Nahoana no atao be ny raharaha, ka ny Nahoana no atao be ny raharaha, ka ny Nahoana no atao hoe: "Be ny raharaha" , ka ny voly vary indray no tsy efa? [2.165 #717] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny fanaovana an-tsirambina ny tena fototry ny aina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi dire: "Il y a beaucoup à faire" , et pourtant le riz n' est pas encore planté? [2.165]
S’embarrasser de bagatelles et négliger de planter du riz. [2.974 #326] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est là le travail le plus important et qui devrait se faire en premier lieu. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza atao very sioka ny raharaha. [2.415 #3239, 2.558 #426, 2.653 #372] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' oubliez pas les affaires que vous avez à accomplir : que vos oreilles n' en perdent pas le son. [2.415 #3239] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza tezitra alohan' ny rariny : ny teny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne vous mettez pas en colère avant d' entendre raison, car les paroles de délibération et d' entente arrangent les choses. [2.415 #5594] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne vous emportez pas si vite. [2.415 #5594] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Be raharaha ka ny voly vary indray no natao saikiny. [2.558 #883] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Domohina an' ala, pizina an-tanàna : | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Efa raharaha hatao ihany, hoy ilay vinanto naka fanafody, dia nitondra fotaka. [2.558 #1025] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Iray trano fa tsy iray raharaha toa mpirafy. [2.165 #1818]
Nahoana no iray trano tsy iray hevitra toa mpirafy ? [2.558] Nahoana no iray trano tsy iray raharaha, toa mpirafy ? [2.415 #1429, 2.653 #2045] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Être dans la même maison, sans avoir les mêmes occupations, comme les femmes d' un polygame. [2.165]
Pourquoi habiter la même maison sans s' occuper des mêmes affaires, comme les femmes d' un polygame. [2.415 #1429] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait du manque d' accord. [2.415 #1429] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Makoa voky : mila raharaha. [1.147 #M71] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Mpivady iray raharaha: ny lahy malemy fihosy, ary ny vavy Mpivady iray raharaha : ny lahy malemy fihosy, ny vavy Ny lahy malemy fihosy ary ny vavy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est parce que le mari piétine bien la terre, que la femme peut faire bien serré le repiquage du riz. [2.415 #1310] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des ménages où il y avait bonne entente. [2.415 #1310] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Ny fahoriana mahazaka maniraka. [2.165 #1469, 2.415 #3725, 2.653 #2206, 1.1]
Ny fahoriana mahazaka maniraka ary anaovana ny raharaha tsy antonona. [2.558 #2946] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa rehefa sendra fahoriana ny tena, mitotototo atsý, mitotototo arý, mitady izay hivelomana. [1.1]
Ny tsy fisiana tsy mamela hipetrapetraka fa mandefa ny tena foana hitady izay mahasoa hatraiza hatraiza. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La misère a beaucoup de force pour envoyer au travail. [2.415 #3725]
La misère force à l' action. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Comparez avec: La faim fait sortir le loup du bois. [2.165]
La misère fait travailler. [2.415 #3725] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Ny hanina zaraina mora lany; ny raharaha zaraina mora vita ; ny sakafo lany mahatsara vava. [2.653 #2249]
Ny Ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un repas pris en commun est vite achevé; une besogne mise en commun est vite accomplie. [2.974 #15] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Ny raharaha ifanakonana mora efa, izay | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Ny raharaha maharitra ela no tsara indrindra. [2.415 #3290] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les affaires les meilleures sont celles qui durent longtemps, parce qu' elles sont mieux approfondies. [2.415 #3290] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Ny raharahan' ny maro tsy efan' ny vitsy. [2.415 #3291, 2.653 #2393] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' affaire de beaucoup ne peut pas être accomplie par quelques-uns. [2.415 #3291] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait dans les réunions de famille où l'on devait délibérer sur les affaires de la famille. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Ny raharaha no ho lavorary, ny teny ifanarahana. [2.653 #2392]
Ny raharaha no lavorary, ny teny ifanarahana. [2.415] Ny raharaha no lavorary, ny teny ifanatrehana. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qui rend les affaires bonnes, ce sont les délibérations et les conseils réciproques. [2.415 #3292] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Ny raharaha no lavorary : ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Ny raharaha ohatra ny miasa jama : raha tsy ifanakonana, tsy vita. [2.653]
Ny raharaha ohatra ny miasa zama: raha tsy ifanakonana, tsy vita. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Raharaha momba tongotra. [2.415 #3297, 2.653 #2729] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ordures qui adhèrent aux pieds. [2.415 #3297] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cette expression se disait des affaires fâcheuses. [2.415 #3297] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Raharahan' i Mantasoa, ka ny miera maty venty, ary ny mandeha fotsiny mandoa loso. [2.415 #393]
Raharahan' i Mantasoa, mandeha tsy miera, maty loso ; mandeha miera, maty venty. [2.415 #393] Raharahan' Raharahan' Raharahan' i Mantasoa: ny miera maty venty, ny mangala-dia maty loso; ny mitoetra lany lamba | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Corvée de Mantasoa : ceux qui s' absentent avec permission sont à l' amende de seize sous, et ceux qui s' absentent sans permission sont à l' amende d' une demi-piastre. [2.415 #393]
Le travail à Mantasoa: ceux qui demandent une permission payent quatre-vingts centimes; et ceux qui s' absentent sans permission payent deux francs cinquante. [2.165] Mantasoa : ceux qui s' absentent avec permission sont à l' amende de seize sous ; ceux qui s' absentent sans permission sont à l' amende d' une demi-piastre ; ceux qui sont présents usent au travail leur lamba et jusqu' au salaka qui entoure leurs reins. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Au temps de Ranavalona 1ère il existait à Mantasoa (à 60 km. à l' est de Tananarive) de grands ateliers établis par J. Laborde pour le compte du gouvernement malgache. Des centaines d' ouvriers (jusqu' à 1500, dit-on), y fondaient des canons, y fabriquaient des poteries, etc. Des chrétiens persécutés y étaient aussi employés et ce n' est peut-être qu' à ces derniers que s' appliquaient les dures mesures qui ont passé en proverbe. [2.165]
La corvée dans les ateliers royaux de Mantasoa était particulièrement pénible ; le proverbe se disait de toute corvée dure et pénible : le français Laborde avait construit à Mantasoa à 40 km de Tananarive, des ateliers royaux où l'on faisait des armes. [2.415 #393] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Rangahy maty vady : finareta ry | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme dont la femme est morte : réjouis-toi, ô mon ventre, dit-il, tu n' as que cela à faire, le reste est l' affaire des enfants. [2.415 #891] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des vieux égoïstes. [2.415 #891] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Rano tsy androana, tsy mahafatseroka, lamba tsy atafy, tsy mahafana, ny vary tsy hanina, tsy mahavoky, ny raharaha tsy atao, tsy lavorary. [2.558 #3714]
Rano tsy androana tsy mahafa-tseroka, ny lamba tsy atafy tsy mahafana, ny vary tsy hanina tsy mahavoky, ny raharaha tsy atao tsy mety lavorary. [2.165 #725, 2.415 #3969] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' eau dans laquelle on ne se baigne pas n' enlève pas la crasse; un vêtement qu' on ne met pas ne préserve pas du froid; le riz qu' on ne mange pas ne rassasie pas; le travail qu' on ne fait pas ne peut réussir. [2.165]
L' eau dans laquelle on ne se trempe pas n' enlève pas la crasse, le vêtement qu' on ne porte pas ne réchauffe pas, le riz qu' on ne mange pas ne rassasie pas, ainsi le travail qu' on ne fait pas ne réussit pas. [2.415 #3969] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Toy ny voalavo sy ny totozy : iray volo, fa tsy iray raharaha. [2.974 #428, 2.653]
Toy ny voalavo sy ny totozy : iray volo, tsy iray raharaha. [2.415 #400] Totozy sy voalavo: iray volo, fa tsy iray raharaha. [2.165 #310] Voalavo sy totozy : iray volo fa samy hafa raharaha. [2.558 #4980] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme les rats et les souris : ils ont même couleur, mais ils n' ont pas mêmes moeurs. [2.415]
Les souris et les rats: ils sont de même couleur, mais ne travaillent pas ensemble. [2.165 #310] Rat et souris : même apparence, métiers différents. [2.974 #428] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Tous, soldats et civils, doivent servir le souverain, mais chacun le sert à sa manière ; se disait de la division du travail. [2.415 #400] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Toto vary ka tsy fotsy tsy Toto vary ka tsy vita tsy Vary ity, ka tsy fotsy tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le pilage du riz: il ne peut se faire que dans le mortier. [2.165 #1233]
Le riz a besoin du mortier pour devenir blanc ; une affaire importante a besoin de réflexion pour être mûrie. [2.974 #492] Pilage de riz : on ne peut bien le faire que dans le mortier. [2.415 #3761] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Tsy mety raha miasa mitsingintsingina, hanao raharaha | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Tsy misy raharahabe ohatra ny landihazobe. [2.558]
Tsy misy raharaha toa landihazobe. [2.165 #700, 2.653 #3542] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui ne sert à rien, comme le "grand cotonnier" . [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le "grand cotonnier" est un faux cotonnier qui ne donne pas de coton. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Tsy raharahan' ny jamba ny tafintohina, fa raha lavo izy miarina. [2.558 #4786] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Vahiny be raharaha : mandia ny raharahan' ny tompontany. [2.558 #320, 2.653 #3593] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Zarazarao ny raharaha : ny tapa-tanana miandry ondry, ny tapa-tongotra mitoto vary. [2.653 #3765, 2.974 #24, 2.415, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Division du travail : le manchot garde les brebis, l’éclopé va piler le riz. [2.974 #24]
Qu' on distribue les travaux : que les manchots gardent les moutons et les culs-de-jatte pilent du riz. [2.415 #870] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Chacun doit s' employer suivant ses aptitudes. [2.415 #870] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||