Teny iditra raharaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa andaniana ny andro: Mikarakara tokantrano no mazàna raharahan' ny vehivavy mandritra ny andro
Anton' asa ivelomana: Manjaitra no raharahan-dRanaivo
Asa, taozavatra, lahasa: Misy raharaha kely home/ta anao raha manam-potoana ianao
Adidy: Aza miditra amin' izany ianao fa tsy raharahanao izany [1.1]
 Taozavatra madinika ao antokantrano [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Work, business [1.2, 1.7]
 Occupation, employment. Comp. the provincial raha. [1.2]
 Affairs [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Affaires; occupation, travail [1.8]
 Ouvrage [1.13]
Ohatra Herinandro iny ihany dia nokarakaraina ny raharaha. [2.470]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra raharaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Taifasy, Taisaka] (de raharaha : travail). Nom donné aux fruits de plusieurs Myristicaceae donnant des graisses parfumées très appréciées. Voir rara et ses dérivées, noms plus communément utilisés. Si l'on retient cette étymologie il faut penser à mafy raharaha que Malzac traduit : « qui demande beaucoup de soin, beaucoup de fatigue ». Ce serait une allusion aux efforts que suscite la recherche de ces fruits et la préparation des graisses parfumées, l'un des principaux « produits de beauté » sur la côte Sud-Est. rara, par contre (de ra : sang) veut dire : « qui n'est pas tout à fait du sang », allusion aux tanno-gommes rouges que secrète le tronc de ces mêmes Myristicaceae et qui impressionnent beaucoup les Malgaches. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17