Teny iditra | 1 Ratompokolahy |
Singan-teny | 2 ra-, tompoko, lahy |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.66, 1.5] feu 6 [1.5] le défunt, le regretté |
Ohatra |
7 ary Ingahy (ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko. [2.643] 8 Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296] |
Voambolana |
9 Teny fanajana |
Tovy hevitra | 10 itompokolahy, itompokolahy, itompokolahy |
Tohi-kevitra | 11 ratompokovavy |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny Ratompokolahy io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26 |