|
|
|
|

Teny iditra1  resaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola
Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao
Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] conversation, talk
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] conversation; entretien
6  [1.3] causerie
7  [1.405] [Sakalava-Mayotte] cri, hurlement
Ohatra  8  Tsy ho lava resaka aho. [2.528]
9  Velona eo indray ny resaka. [2.470]
10  Aza tapahin’ ialahy ny resakay (Ne coupe pas notre conversation) [1.3]
11  Dia lasa ilay olon-kendry, ka nody nampandry sofina nihaino ny resaka nataon' ilay vorondolo roa [2.293]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
Mpanahaka  19  tafa, dinika, koràna, taria, karajia, tafasiry, dinidinika, tapatapakahitra, resaka mahabe loa-bary
Kamban-teny 
Lohateny  43  Ny Resaka (Ravelojaona)
Ohabolana  44  Ohabolana misy io teny resaka io

Fivaditsoratra  45  kasera, resaka, sakare, sarake

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21