Teny iditra sabotsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Same as asabotsy [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Samedi [Rajaonarimanana 1995]
  [Tanala] Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [Beaujard 1998]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  Fizaran' andro
Ohatra Izao no maty tamin' ny andro sabotsy. [Callet: Tantara]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny sabotsy ity (2): Sabotsikely, Sabotsy

Teny iditra Sabotsy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany sabotsy

2013/06/10