Teny iditra herinandro (herina, andro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kaland rie vazaha
¶ Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io? [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a week [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay une semaine [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31