|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sangy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin' ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin' ny olona mifankazatra amin' ny tena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] play, sport
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] jeu, plaisanterie; sport
6  [1.5] badinage, plaisanterie, amusement
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Tovy hevitra  12  hadrohadro, hanihany, sangisangy, vazivazy
Mpanahaka  13  kihaihay, kiniania
Kamban-teny 
Lohateny  16  Sangy mahery (Razakarivony Arthur)
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny sangy io

Teny iditra (2/3)18  sangy
Sokajin-teny  19  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.1] Saingy, fangy

Teny iditra (3/3)21  sangy
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.196] (sens général : jeu, plaisanterie, taquinerie ; allusion aux plaisanteries sont dont la forme du fruit fait l'objet). Phyllarthron bernierianum Seem. (Bignoniaceae). Relevé par Decary (fichier manuscrit). Fruit comestible. [Sakalava]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26  gasin, sangi, sangy, singa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21