Teny iditra | 1 simba |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io ! Levona: Simban' ny havandra ny volin-dry zareo Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] spoiled |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.5] endommagé 6 [1.3, 1.8, 1.5] abimé 7 [1.13, 1.5] avarié 8 [1.3, 1.5] gâté 9 [1.3] détérioré, sali, altéré, qui a subi une perte, un tort, dégradé, défiguré |
Ohatra |
10 Betsaka angaha ny zavatrao simba? [2.472] 11 Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny simba io |
Fivaditsoratra | 24 basim, samby, simba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |