Teny iditra (1/3) | 1 sisika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy 4 Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola 5 Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro 6 Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 7 forced in between [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 8 qu'on pousse et insère entre des choses [1.8] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 15 tsolotra, gaka, kolikoly |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 17 sisika |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Voambolana |
19 Haiteny |
Fanazavàna teny malagasy | 20 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1] |
Tovy hevitra | 21 tsofoka |
Teny iditra (3/3) | 22 sisika |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Voambolana |
24 Toe-karena: tonta printy, sary |
Fanazavàna teny frantsay | 25 blanc de casse [1.13] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |