Teny iditra (1/3) | 1 sisika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] forced in between |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on pousse et insère entre des choses |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 tsolotra, gaka, kolikoly |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 16 sisika |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy |
Voambolana |
19 Haiteny |
Tovy hevitra | 20 tsofoka |
Teny iditra (3/3) | 21 sisika |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.13] blanc de casse |
Voambolana |
24 Toe-karena: tonta printy, sary |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 30 asisik, kisasy, sisika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |