Teny iditra | 1 soamantsara |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Ohatra |
3 [2.298] Hotahin'Andriamanitra anie ianareo, ho tonga soamantsara any amin'ny tany halehanareo! 4 [2.59] Izaho tany amy ny tany lavitra tonga soamantsara; |
Singan-teny | 5 soa, amana, tsara |
Tsipelina hafa | 6 soaamantsara |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |