|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sy
Sokajin-teny  2  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  3  Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny): Ny saka sy ny alika / Tsara sy ratsy / Mihinana sy misotro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  and [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  et [1.8]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (2/3)10  sy
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  fifiahara fary [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/3)13  sy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  Hyparrhenia rufa Stapf (Poaceae). Bonne espèce fourragère ; éliminée par les feux de prairie trop fréquents. Voir aussi simena. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11