|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tadio
Fototeny  2  tady
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tadina [Fitanisana]

Teny iditra (2/2)4  tadio
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan' io zazalahy io
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] a whirlwind. It is generally supposed to consist of the spirits of the dead.
8  [1.7] a whirlwind
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8] tourbillon de vent
Ohatra  10  Somary tsy an-kavoana loatra ho halam-baratra sy tadio, ary tsy iva loatra koa, halan' ny tondra-drano. [2.470]
Voambolana  11  Haitoetrandro
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny tadio io

Fivaditsoratra  36  atodi, atody, tadio

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21