|
|
|
|

Teny iditra1  tahàka ny
Sokajin-teny  2  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an' ohatra: Tahàka ny dian-tongotra havia ny sarin' i Madagasikara. [1.1]
Mpanahaka  4  Ohàtra, mitovy5  Sahala, toy, toa
Singan-teny  6  taka
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny mpampiankin-teny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20