Teny iditra (1/2) | 1 takolaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ireo ilany roa amin' ny tarehy: Misy tandra kely eo amin' ny takolany havia Ny fihodivirana miankavia na miankavanana Ny tava sompiran' ny rindrina ikatonan' ny varavarana na ivohany. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] the cheek |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] la joue |
Voambolana |
6 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Teny iditra (2/2) | 27 takolaka |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
29 [1.2] [Provincial]
in the provinces, the angle of a rampart or a street. |
Fivaditsoratra | 30 atakolak, takolaka, tolakàka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |