Teny iditra (1/2) | 1 takona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] hidden, not seen |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#653] caché, dérobé à la vue, secret: Takon’ ny tamboho izy ka tsy hita (Il est caché par la muraille et on ne le voit pas) ~ Takona azy ny tanàna (Le village lui est caché) ~ Takona antsika ny zavatra ho avy (L'avenir nous est caché) 6 [1.8] caché, qu'on ne voit pas |
Ohatra |
7 ka hianao ho takona, ary izaho tsy ho hita! [2.69#] 8 Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332#] 9 Hoby moa izany no nataon'izy rehetra, raha mbola tsy takona akory izahay. [2.588#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny takona io |
Teny iditra (2/2) | 30 takona |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
32 [1.1] Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray |
Fanazavàna teny anglisy |
33 [1.2] [Provincial]
a provincial name for a palanquin. See lanja, tondra, entina |
Fanazavàna teny frantsay |
34 [1.3#654] action de porter à plusieurs un lourd paquet, un mort qu’on va ensevelir |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 39 akaton, akotan, antoka, atakon, atokan, atonak, kantao, katona, kotana, naatok, nakato, nakota, natako, natoka, takona, tanako, tokana, tonàka, tonaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |