Teny iditra (1/2) | 1 talata |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Andro fahatelo amin'ny herinandro, manaraka ny alatsinainy ary mialoha ny alarobia; fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana; ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany maro, tsy fanao ny mamangy manjò talata. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] Tuesday |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Le mardi 6 [1.5, 1.8] Mardi 7 [1.6] [Tanala] Mardi [ar.: TalaTa, trois, aT-TalaTa, mardi] 8 [1.14] (ar.) mardi |
Fanazavàna teny italianina |
9 [1.18] martedi |
Fanazavàna teny alemà |
10 [1.56] Dienstag. -- Ich habe das Vergnügen, am Dienstag wieder nach Frankfurt zu fahren. |
Ohatra |
11 talata tamin' izay, ary nikasa ny tsy hiverina raha tsy ny ampitso maraina. [2.470] 12 Ny talata antoandro taorian' ny nahatongavan' i Donga, nankany amiko tany an-tsekoly izy roa lahy. [2.472] |
Voambolana |
13 Fotoana |
Anaran-toerana |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny talata io |
Tsanganana sy sary iray takila |
27 Fizaran' andro |
Teny iditra (2/2) | 28 Talata |
Singan-teny | 29 talata |
Sokajin-teny | 30 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
31 [1.2] The place of holding Tuesday's market. |
Fanazavàna teny frantsay |
32 [1.3] Les marchés du mardi, l'emplacement où ils se tiennent. |
Voambolana |
33 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 34 Talata, talata, tatala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |