|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  tango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanapahana amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana; fanapahana ny tongotra sy ny elatry ny valala [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  action de couper avec les doigts ou le couteau les feuilles, les herbes qu'on doit faire cuire, d'arracher avec les doigts les pattes et les ailes des sauterelles [1.3]
Ohatra  5  Rahefa tonga ny tango voanjo, mitsahatra iray volana indray ny mpianatra [2.472]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny tango io

Teny iditra (2/6)13  tango
Sokajin-teny  14  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  15  coupé [1.3]

Teny iditra (3/6)16  tango
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  Tahon-tsotro andraisana azy; zarana, taho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  le manche de la cuillère [1.3#671]
Voambolana  20  Fitaovana
Kamban-teny 

Teny iditra (4/6)22  tango
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24  zanatsipika [Tanala] [1.78]

Teny iditra (5/6)25  tango
Sokajin-teny  26  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  27  mena mavokely mangatraka [1.66]

Teny iditra (6/6)28  tango
Sokajin-teny  29  anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay  30  tangô (karazan-dihy vahiny milantolanto) [1.66]

Fivaditsoratra  31  tango, tonga

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/03