|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tanin' andro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] [taninandro] hainandro
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] action de se chauffer au soleil
Ohatra  5  [2.69#219] Boroboaka an' elo, ary afontsy an-taninandro;
6  [1.268#] Tsapako avy hatrany fa hamonjy taninandro etsy ambody goavy maina fara taza-masoandro mba hitafy ankilahila ito nofo izay miketrona feno sarisarim-piainana!
Singan-teny  7  tanina, andro
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny tanin' andro io

Teny iditra (2/3)9  tanin' andro
Sokajin-teny  10  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3] argent qu'on donne aux juges qui instruisent un procès, ainsi qu'aux témoins (l'affaire se traitait en plein air, à la chaleur du soleil)
12  [2.415#3369] C' est le prix de la chaleur du soleil. On appelait ainsi l'argent donné aux juges et aux témoins, parce que les affaires se traitaient en plein air, à la chaleur du soleil : Radama I avait fait tomber les murs du palais de justice parce qu' un jour les juges ne l'ayant pas vu ou ayant feint de ne pas le voir, ne s'étaient pas levés à son passage
Singan-teny  13  tanina, andro

Teny iditra (3/3)14  taninandro
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.196] (Merina) (de tanina : action d'exposer à la chaleur ; et andro : le soleil). Emilia graminea DC. (Asteraceae). Voir tanikandro. [Betsileo]
Voambolana  17  Haizavamaniry
Singan-teny  18  tanina, andro
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  anondritan, nanondrita, natanondri, natondrany, nitandroan, nitondrana, notandrain, tandronina, tanin' andro, taninandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13