Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tanin' andro | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza manao tanin' andron' andevolahy, ka ny kibo no atolotra andro. [2.165]
Aza manao tanin’ andron’ andevolahy: ny kibo no atanina andro. [2.653 #511] Aza manao tanin' andron' andevolahy : ny kibo no atanin' andro. [2.415 #553] Aza manao tanin' andron' ankizilahy : ny kibo no atolotra andro. [2.558 #44] Hoatry ny fitanin' andron' andevolahy, ka ny kibo kosa no vonjena atanin' andro. [2.415 #553] Tanin' andron' andevolahy : ny handrina, na ny kibo, no atolotra. [2.415 #591] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Esclave qui se chauffe au soleil : il présente son front, ou son ventre, au soleil. [2.415 #591]
Ne faites pas comme l'esclave qui se chauffe au soleil : il se chauffe le ventre, mais il n' a rien à manger. [2.415 #553] Ne vous chauffez pas au soleil à la façon d' un esclave, lequel expose son ventre à la chaleur. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il vaut mieux travailler et gagner sa nourriture que de se chauffer au soleil. [2.415 #553]
Se disait de ceux qui se livraient complètement soit à leurs créanciers, soit aux juges et au gouvernement. [2.415 #591] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Lolo an-tanin' andro, ka tsy mahafoy tany hita. [2.165 #601]
Lolo an-tanin’ andro : tsy mahafoy tany hita. [2.653 #1377] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un papillon au soleil, il ne quitte pas la place (chaude) qu' il a découverte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Tanin' andro hariva ka kely sisa hananana azy. [2.558 #4048]
Tanin' andro hariva : kely no ananana azy. [2.415 #6179] Toy ny tanin' andro hariva, ka kely no ananana azy. [2.165 #715] Toy ny tanin' andro hariva, ka tsy ho ela intsony dia ho lasa. [2.558 #4334] Toy ny tanin' andro hariva: kely no ananana azy. [2.653 #3234] Toy ny tanin' andro hariva : kely sisa no ananana azy. [2.974 #473] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C’est, le soleil du soir : profitons du peu qui reste, chauffons nous à ses derniers rayons. [2.974 #473]
Quand on se chauffe le soir aux rayons du soleil, on ne peut pas le faire longtemps. [2.415 #6179] Quand on va se mettre au soleil le soir, il n' y en a plus pour longtemps. [2.165 #715] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses faites à la hâte et sans préparation, des choses auxquelles on ne pouvait pas se préparer et aussi de celles dont on ne pouvait pas profiter longtemps. [2.415 #6179] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Tanin' andro hariva : sady | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||