Teny iditra mananontanona (tanontanona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io
¶ Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy
Mitovy hevitra: azo tsindry mandry ~ manaloka ~ manandindondindona ~ mandindona ~ mandondona ~ manindry ~ manombana ~ mitatao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mananontanona
nananontanona
hananontanona
mananontanòna

Teny iditra mananontanòna (tanontanona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mananontanona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/21