| Teny iditra (1/2) | 1 tanty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 8 misy io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 tanty |
| Sokajin-teny | 19 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany
21 Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 endured
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 qu'on supporte
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|