Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tanty | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Tsy Tsy | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy madilom-boasary iray harona. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Vary Vary Vary Vary roa tanty ( | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny zavatra efa voakendry amin' izay iheverana azy avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Deux mesures de riz : la première servira au repas, la seconde à s’assurer pour la nuit. [2.974 #236] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tanty | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Androngo milanja vonin' avoko : ny mihinana tsy toy inona, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.415 #704]
Androngo nilanja vonin' avoko, ny mihinana tsy ela, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.558 #245] Androngo nilanja vonin' avoko: ny mihinana tsy toy inona, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.653 #226] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui porte une fleur d'avoko : la manger, ce n' est pas une affaire, mais le dangereux c' est de porter un parasol rouge. [2.415 #704] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La fleur d' avoko est rouge ; le proverbe fait allusion au parasol rouge, signe de la souveraineté ; le sens est que les officiers concussionnaires ne craignent que le souverain. [2.415 #704] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Androngo nahazo voangory: ny mihinana tsy toy inona, fa ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui a pris un hanneton : le manger n' est pas une affaire, mais le difficile c' est de briser ses ailes. [2.415 #702] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | S'appliquait aux officiers concussionnaires qui prenaient soin d'empêcher les résistances des exploités. [2.415 #702] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza miringiringy loatra ny fitondrantena : fa ny ho faty indray mandeha leo ihany, fa ny fanindroany no tsy tanty. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Boka nandamaka taninketsa : ny mandamaka leo ihany, fa ny mamono dia no tsy tanty. [2.415 #1980, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui nivelle une terre, pour faire les semis le riz : niveler, ce n'est rien, mais le difficile c' est de faire disparaître les traces du travailleur. [2.415 #1980] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des travaux mal faits. [2.415 #1980] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Hena lasan' amboa : ny hena lasany leoko ihany, fa ny fidingin' ny rambony no tsy tanty. [2.558 #1305]
Hena lasan' amboa : ny hena moa dia hanao ahoana, fa ny fidingin' ny rambony no tsy tiako. [2.415 #4490, 2.653 #1046] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Morceau de viande emporté par un chien : passe pour la viande, mais ce qui m' est insupportable, c' est la manière dont il dresse sa queue. [2.415 #4490] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le procédé est souvent plus pénible que la chose elle-même. [2.415 #4490] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Maty indray mandeha leo ihany, fa ny fanindroany no tsy tanty. [2.974 #367, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mourir une fois passe : mais deux fois, c’est trop. [2.974 #367] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Mihevera tsara fa ny andro iray no tsy tanty. [2.165 #1167, 2.415 #6235]
Mihevera tsara fa ny andro iray no tsy zaka. [2.558 #2322] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faites bien attention car il suffit d' un jour pour un malheur. [2.415 #6235]
Prenez garde, car il suffit d' un jour pour qu' une catastrophe se produise. [2.165 #1167] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Mpamosavy milevina Mpamosavy milevina Mpamosavy milevina Mpamosavy nalevina an-dalana, ka ny valin-kitsaka no miverina. [2.165 #51] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona mandray ny valin' ny nataony izay mampikaikaika azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sorcier enterré au bord du chemin, sans tombeau : c' est le châtiment du mal qu'il a fait en piétinant les tombeaux. [2.415 #160]
Un sorcier enterré près d' un chemin: sa tombe sera piétinée comme il piétinait celle des autres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les sorciers par mépris étaient privés de tombeau et enfouis au bord des chemins où ils pouvaient être foulés aux pieds ; le sens général est qu' on est puni par où l' on a péché. [2.415 #160] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Mpantsaka vaky siny: ny siny vaky leoko ihany, fa ity hitondra voro-damba lena mody no tsy toha. [2.653]
Mpantsaka vaky siny : ny siny vaky leoko ihany, fa ny mitondra voro-damba lena no tsy tanty. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Ny andro iray no tsy tanty. [2.415 #2773, 2.653]
Ny andro iray no tsy tanty fa manaova soa. [2.558 #2886] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il arrive un jour qui est insupportable. [2.415 #2773] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait pour détourner d' une faute, à la pensée que l' avenir se charge d'apporter la punition. [2.415 #2773] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Ny fangaraka no kely andilana, mafy ny isan-jato. [2.415 #381, 2.558 #2961, 2.653 #2214]
Ny vano no lava tenda, mafy ny Ny vano no lava tenda, mafy Ny vano no lava tenda, mafy | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ny raharaha rehetra – na ny an' ny mpitondra na ny olona entina – dia samy mampiferin' aina ny mpanao azy avokoa (ny isan-jato dia fanompoana izay nifampizaran' ny olona tsizatozato ny manao azy). [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si l' abeille maçonne a la taille étranglée, c' est que la corvée est dure. [2.415 #381]
Si le héron a le cou long, c'est que les gens qu' il gouverne sont difficiles à mener. [2.415 #671] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les chefs pâtissent lorsqu' ils ont des subordonnés par trop difficiles. [2.415 #671]
Se disait de la corvée et de tout travail pénible. [2.415 #381] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Ny Ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le bruit de tes pas est doux à mes oreilles, mais quand tu ne viens pas je suis honteuse. [2.415 #3048]
Le bruit de tes pas est doux, mais quand tu es là je ne puis m' empêcher d' être honteuse. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Ny hanongotsongoana ny maty, ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Ny mangataka am-bava leo ihany, fa ny mangata-maso no tsy tanty. [2.165 #2240, 2.415 #5124, 2.653]
Ny mangataka am-bava leo ihany, fa ny mangata-maso no tsy toha. [2.558 #3113] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Demander en paroles n' est pas terrible, mais mendier (approbation ou compliments) du regard (et ne rien obtenir!) est insupportable. [2.165 #2240]
On peut résister à celui qui demande en paroles ; on ne résiste pas à celui qui demande avec les yeux. [2.415 #5124] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de la passion. [2.415 #5124] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Ny maty indray mandeha leo ihany, fa ny maty Ny maty indray mandeha leo ihany, fa ny maty | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mourir une fois est supportable, mais mourir pour la seconde fois est intolérable. [2.415 #2902] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe était dit par ceux qui perdaient un procès ou avaient malheur sur malheur. [2.415 #2902] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Ny tompon' alahelo leo ihany, fa ny mpamendrofendro no tsy tanty. [2.165 #1027, 2.415 #2911, 2.653]
Ny tompon' alahelo mahazaka ihany fa ny mpamendrofendro no tsy toha. [2.558 #3311] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Passe encore pour le chagrin des proches parents du défunt, mais ce qui rend la douleur insupportable, ce sont les pleureuses et pleureurs qui amènent les larmes aux yeux. [2.415 #2911]
Voir (la douleur de) ceux qui viennent de perdre l' un des leurs est supportable, mais les pleureurs (officiels) sont insupportables. [2.165 #1027] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui par leurs paroles ou leurs procédés aggravent le malheur. [2.415 #2911] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||