|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  taratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano, Sihanaka] fitaratra
4  [1.1] Hazavana alefana zavatra miantefa amin' ny rano na fitaratra: Manimba maso ny taratry ny masoandro ao anaty rano raha mandeha lava amin' ny lakana
Hazavana mihalohalo na miserana kely: Mahafinaritra izany tara-bolana aty anaty hazo
Fijerena zavatra maninteraka lamba na fitaratra na amin' ny elakelaky ny rantsantanana
Fanarangaranana na fitsikilovana izay atao miafinafina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a beam of light; a reflection
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] rayon de lumière; lumière réfléchie
7  [1.13] radiation, irradiation, reflet
Ohatra  8  Hita taratra amin' ny fihetsiny ny haalinan-tsain' I Saonina. [2.470]
9  Iny fiara iray nandefa taratra mahery vaika no nitsilo ny fidolany. [2.529]
Voambolana  10  Fizìka
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny  19  Taratra (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Teny iditra (2/4)20  taratra
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.196] (mis pour ataratra : abat-jour ; tout ce qui filtre les rayons du soleil). Suivant les régions les Sakalava prononcent souvent taratse ou taratsy, ce qui a donné lieu à plusieurs graphies, que nous ne reproduirons pas. Phoenix reclinata var. madagascariensis Becc. (Arecaceae). Espèce voisine du dattier. Mais le fruit à pulpe très mince est loin d'avoir la même valeur alimentaire. Le bourgeon terminal est un bon chou palmiste. Les segments des feuilles sont souvent utilisés en sparterie, notamment pour faire des parasols et les abats jour, d'où le nom malgache. [Sakalava]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  24  taratse, taratsy
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)26  Taratra
Singan-teny  27  taratra
Sokajin-teny  28  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  29  Ratsifandrihamanana Clarisse
Mpanonta printy  30 

Teny iditra (4/4)31  Taratra
Sokajin-teny  32  anarana (gazety)
Voambolana  33  Mpanonta printy, gazety
Mpanoratra  34 
Mpanonta printy  35 
Sombiny 
36 2008/02/18
2,10 metatra i Ikopa eo Bevomanga, 4 metatra ny refy fanairana milaza loza eo. Ny orana tsy niato hatramin' ny asabotsy alina sy omaly tontolo andro nentin' ny rivodoza Ivan no nitarika izany. 0, 77 m ny haavon' Ikopa eo Anosizato. Niakatra 0, 44 m izy tao anatin' ny 24 ora ary mbola hiakatra hatrany. Tsy ho tratra anefa ny 3 m refy fanairana milaza loza manambana eo Anosizato. 2, 10 m i Ikopa eo Bevomanga, 4 m ny refy fanairana milaza loza eo. 1247, 40 metratra i Mamba eo Ambohidrao.
37 2008/02/21
Mbola tsy vita ny asa fanarenana ny lalana tamin' ny fandalovan' ny rivodoza Fame farany teo
38 2008/03/12
Hatramin'izao aza, mbola sarotra ny fandidiana, tsy azo atao mihitsy ny mivoaboaka ny toby ipetrahan'ny miaramila satria miandry kendritohina ireo mpikomy sy ny tafiky ny fanjakana sodane
39 2008/04/04
Fiara Mazda iray avy aty Antananarivo no nifandona tamin'ny kamiaobe iray avy any Antsirabe. Mafy ny fifandonana !
40 2010/11/21
Na ry zareo mpioko mifahatra ao amin'ny Bani, na ny avy eny amin'ny fibaikoana ao amin'ny Etamazaoro anefa dia samy nilaza fa tsy vahaolana ny fandatsahan-dra. Hanohy ny fifampiraharahana indray ry zareo anio.
41 2011/02/07
Ankoatra ireo miaramila, misy sivily roa koa voarohirohy amin'ity raharaha ity, raha ny fanazavana azo avy amin'ny fikambanana Av7 ivondronan'ireo niharam-boina tamin'iny zava-nitranga iny.

Fivaditsoratra  42  ataratr, taratra, Taratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08