Teny iditra (1/4) | 1 tety |
Sokajin-teny | 2 ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana] |
Ohatra |
3 Feno azy ireny tety amintsika taloha [2.117#100] 4 izy izay efa nanao famonjena betsaka tety ambonin' ny tany [2.996#23.74.12] |
Teny iditra (2/4) | 5 tety |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3] action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (3/4) | 21 tety |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.3] bouton syphilitique particulier à Madagascar 25 [1.54] bouton syphilitique |
Voambolana |
26 Fahasalamana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 28 tety |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.78] [Taisaka]
famangiana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |