Teny iditra | todin > todina (tody) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ifoterana: Notodin' ny nataony ilay mpifetsifetsy zavatr' olona ka maty fadiranovana [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny todina io | ||||||||
Fivaditsoratra | antody, ondaty, todina |
Teny iditra | todin > tody | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tonga an-tseranana: Tody soa aman-tsara ny sambonay [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Arrivage, arrivée au port [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tody io | |||||||||||||||

Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Valin' ny tao mifotitra amin' ny tena: Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Retaliation, the wages of evil; a return [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Retour, revanche, représailles, châtiment du mal [1.3] | |||||||||||||||
Châtiment; retour des choses [1.8] | ||||||||||||||||
Revanche, représailles, duplicité [1.196] | ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Zanakanarana | ||||||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] fitana [1.78] | |||||||||||||||