|
|
|
|

Teny iditra1  tohoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Rehefa mety ho fefy atao hanampina rano mandeha ka mahatonga azy hihandrona: Toho-drano
Kitay na tain' omby avovona be eo am-patana; fanesehana ny kitay ao am-patana
Fihinanana sakafo na fisotroana rano izay tsy alozina fa atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Zatra ny antoho-jinga ka tsy velon' ny an-kararana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#711] barrière servant à arrêter l'eau et à la faire entrer ou à la maintenir dans les rizières
bois ou bouses de vache amoncelées dans le foyer
action de porter le verre, la cuillère, la bouteille aux lèvres, de présenter l'ouverture de la nasse aux poissons
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  atohok, hatoko, hôtoka, kotoha, tahoko, tohoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21