|
|
|
|

Teny iditra1  tongalika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1, 2.436] Rojo misy masombolafotsy toa mifampiamboho hatrany, ny iray mitodika miankavia, ny iray mitodika miankavanana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#725] Chaîne d’orfèvrerie, chaîne dont les anneaux tournent l’un à droite et l’autre à gauche
Ohatra  5  [2.69#] no malaza ho volafotsy, malaza ho tongalika, nefa very fahefatra, very fahatelo.
Fototeny  6  lohalika
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  12  atangolik, atongalik, tangolika, tongalika

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30