Teny iditra (1/2) | 1 torana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny tena: Torana izy raha vao nahare ny nahafatesan-drainy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] évanoui, tombé en défaillance, en syncope saisi par une forte impression de joie ou de tristesse 5 [1.13] en syncope |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 17 torana |
Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Enti-milaza voankazo tanora dia tanora, mbola manta: Paiso vao torana. |
Fivaditsoratra | 20 anotra, atrano, naotra, natora, natrao, natroa, noatra, rotana, tanora, tarano, tarona, torana, tranao |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |