Teny iditra |
traoky > traoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe [1.1]
|
| Taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bronche [1.13]
|
Ohatra | Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka.
[2.424]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
traoky > traoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fangaro [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mélange [1.13]
|
Voambolana |
|