Teny iditra | 1 voae |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tandroy]
voay |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.14] [Tandroy]
crocodile |
Voambolana |
5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Tovy hevitra | 6 fanantily, bemiohara, mavotay, ngetry, mamba, trimo, vily, voay |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Fivaditsoratra | 9 aevo, evao, ovae, voae |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |