Teny iditra tsimpefe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-balala salasalany fa nofonofosana, mafimafy; ny volony saiky mena tanora, misy fotsy kely manaraka ny lavam-peny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of grasshopper [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Une espèce de sauterelle [3.1]
Voambolana 
Renianarana valala
Anarana iray reny adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26