Teny iditra (1/2) | 1 tsingoloka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Tsimbadika ka ny loha no lasa ambany ary ny tongotra kosa no lasa ambony; filam-baniny hikendrena hamelezana ny sasany. |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny tsingoloka io |
Teny iditra (2/2) | 10 tsingoloka |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.13] culbuteur |
Voambolana |
13 Toe-karena: haihetsika |
Fivaditsoratra | 14 atsingolok, tsingoloka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |