| Teny iditra | 1 tsingolobatita |
| Singan-teny | 2 tsingoloka, 3 batita |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazan-dalao fanaon' ny ankizy: ny lohany ataony ambany ary ny tongony ambony
[1.1#994] |
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|