Teny iditra (1/2) | 1 tsiry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny voa sy ny tsimoky ny zavamaniry vao miseho: Tokony hotandremana tsara amin' ny biby ny tsirinjavamaniry 4 Zavatra mivoaka avy amin-javatra hafa iray izay mitifitra mahitsy hatraiza hatraiza: Ny tsirimasoandro ~ ny tsirim-pahazaoana [1.1] 5 laingo, taroka, bontsina [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 bourgeon [Tanosy]
[1.78] 7 bourgeon, pousse [1.13] 8 Nom général des jeunes pousses, des bourgeons en végétation, des rejets ou gourmands, du regain de certaines cultures qui se ressèment spontanément. Exemples : tsiri-vary ou kolokolo : regain qui repousse dans la rizière après la moisson. A donné le verbe maniry : croître, pousser, en parlant des plantes ; zava-maniry : les plantes en général, tout ce qui pousse. Le verbe mitsiry : produire des pousses, en parlant des arbres, de l'herbe, etc. C'est la forme active, tandis que maniry est la forme passive (la croissance n'est pas attribuée à la plante, mais à une force externe, occulte) [1.196] |
Ohatra |
9 Ny masomboly no manome tsiry vaovao indray. [2.117#37] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 Toraka, vazana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny tsiry io |
Teny iditra (2/2) | 17 tsiry |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
19 D'après Grandidier, c'est le nom d'une plante que les Bezanozano font macérer dans leur eau lustrale. Elle symbolise la faculté de croître et sert donc au baptême. [Bezanozano]
[1.196] |
Voambolana |
20 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 21 ritsy, sitry, tsiry |
Nohavaozina tamin' ny 2020/09/26 |