Teny iditra | 1 tsy hita noanoa |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 4 [tsy hita, not seen.] very deep. [1.2]5 bottomless (of a chasm) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 6 sans fond, très profond [1.8] |
Ohatra |
7 Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. [2.895] 8 tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; [4.27] 9 Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472] |
Tovy hevitra | 10 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Singan-teny | 11 tsy hita, noanoa |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |