|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita zambazamba
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  tsy hita isa, tsy hita pesipesenina 4  tsy azo oharina, tsy manam-paharoa [1.1]
Ohatra  5  nefa lavitra tsy hita zambazamba akory ny firazanany. [2.69]
Tovy hevitra  6  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively
Singan-teny  7  tsy hita, zambazamba

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20