Teny iditra | 1 tsy manam-paharoa |
Fototeny | 2 tsy, anana, roa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy misy mitovy aminy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415#1733] Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. |
Ohatra |
6 Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa. [1.38] |
Tovy hevitra | 7 isa fa tsy roa |
Mpanahaka | 8 tsy manantsahala, baka lany sahaza, fanaperana, tonga lafatra, tapitra ohatra, tapitra efatra |
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/01 |