Teny iditra | fanaperana (tapitra) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Famaritana malagasy | Famitana, fandoavana (vola) hatramin' ny farany: Anio no fanaperana ny trosanao ¶ Tsy fisian-kilemana haratsiana hotsinina na kely akory aza; vita tomombana, tanteraka: Tsy misy hokianina ny hiran' ny ankizy anikeheo, tena fanaperana marina [Rajemisa 1985] | ||||||
Fandikana anglisy | the end; the utmost perfection [Hallanger 1973] | ||||||
Fandikana frantsay | L'action d'achever, de compléter, l’instrument, la cause [Abinal 1888] | ||||||
la fin; arrivé à la perfection [Hallanger 1974] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny iditra | fanaperana (tapitra) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fandikana frantsay | L'action de salir, l’instrument, la cause [Abinal 1888] | ||||||
Teny iditra | fanaperana (tapitra) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fandikana frantsay | arrivé à la perfection, hors concours [Abinal 1888] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |