|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita noanoa
Singan-teny  2  tsy hita, noanoa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [tsy hita, not seen.] very deep.
6  [1.7] bottomless (of a chasm)
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] sans fond, très profond
Ohatra  8  Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. [2.895]
9  tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; [4.27]
10  Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472]
Tovy hevitra  11  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20