|
|
|
|

Teny iditra1  tsy manam-paharoa
Singan-teny  2  tsy, 3  manana, 4  faharoa
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6  tsy misy mitovy aminy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733]
Ohatra  8  Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa. [1.38]
Tovy hevitra  9  isa fa tsy roa
Mpanahaka  10  tsy manantsahala, baka lany sahaza, fanaperana, tonga lafatra, tapitra ohatra, tapitra efatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12