|
|
|
|

Teny iditra1  vahoaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany
4  olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina
5  Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka [1.1#1007]
Fanazavàna teny anglisy  6  the people; the citizens of a country [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  le peuple [1.3, 1.8]
8  les sujets d'un état
9  public [1.3]
10  citoyen d'un pays [1.8]
Ohatra  11  Ny mpanjaka no manjaka ny vahoaka [2.131]
12  Raha olo-marina izy dia tokony ho tonga niaraka tamin'ny vahoaka. [2.324]
13  Tsara izao fahatongavanao izao, hizaha ahy sy ny tany anjakako ary ny vahoakako. [2.298]
14  Nahalala indrindra ny fon'ny vahoakany Andrianampoinimerina [2.298]
Voambolana  15  Pôlitika
Haiendriteny 
16  Tsotra :
17  Tovonana :
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny mpanao :
19  Matoantenin' ny fameno :
20  Anarana :
Mpanahaka  21  Olona, ambanilanitra, valalabemandry, valalatsimandadiharona, sarambaben' ny kintana, vodiahitrarivo, bozaka aman' ahitra, ny miankandrefam-baravarana, ny velona rehetra, ny olo-miaina
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny vahoaka io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11