Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : vahoaka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aleo halan' Andriana, toy izay halam-bahoaka. [2.165 #1414, 2.415 #274, 2.558 #112, 2.653 #88] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux être haï par le souverain, que d' être haï par le peuple. [2.165]
Mieux vaut être détesté du souverain que du peuple. [2.415 #274] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Celui qui est détesté du peuple a tout le monde contre lui ; on disait ce proverbe à ceux qui ne s'entendaient pas avec leurs voisins. [2.415 #274]
Parce que, si on est haï par le peuple, il n' y a plus personne pour intercéder auprès du souverain. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Andriandrainazy tsy manam-panjakana; andriana, lozabe tsy monina amim-bahoaka. [2.165 #1420]
Andriandrainazy, tsy manam-panjakana ; lozabe, tsy monina amin' olona. [2.415 #186, 2.558 #231, 2.653 #213] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un chef est-il débonnaire ? c’est le gâchis ; est-il cruel ? c’est la terreur. [2.974 #252]
Un roi trop débonnaire ne règne pas ; un roi trop sévère n' a pas de commerce avec les hommes, car on s' écarte de lui. [2.415 #186] Un souverain trop indulgent n' a pas de royaume (ou d' autorité); mais un souverain trop dur n' obtient pas l' affection de son peuple (litt. n' habite pas avec son peuple). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut un juste milieu. [2.415 #5770] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza dongidongy miendrika androngo, ka mandany ny tsaramasom-bahoaka. [2.165 #597, 2.558 #445]
Dongaingingaingy miendrika androngo, ka mandany ny tsaramasom-bahoaka. [2.974 #158] Midongidongy Tsy mety raha dongaingingaingy Tsy mety raha dongidongy Tsy mety raha | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire le boudeur comme le lézard, et dévorer les haricots de tout le monde. [2.415 #6403]
Il n' est pas permis d' enfoncer la tête dans les épaules, de prendre des airs de lézard, et de dévorer les haricots des gens. [2.415 #3994] Ne prenez pas un air boudeur comme un lézard, pour aller manger les haricots des gens. [2.165] Prendre des airs contrits comme un lézard gris, et dévaster les haricots d’autrui. [2.974 #158] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Avoir l' air inoffensif et gruger tout le monde. [2.415 #6403]
Se disait des paresseux vivant aux dépens des autres. [2.415 #3994] Se dit de quelqu' un qui paraît inoffensif et dont on ne se méfie pas, et qui fait pourtant du mal. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza mitabataba miantsena, fa vahoaka no ho vantanina. [2.653 #643]
Aza mitabataba miantsena fa vahoaka no vantanina. [2.558 #782] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza Aza | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme quelqu' un rôtissant des patates au moment où un étranger arrive, (et qui s' empresse de les recouvrir de cendres pour que l' autre ne les voie pas). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Et ainsi il n' aura pas besoin de lui en offrir! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Be mangy mikavina ka mila vavam-bahoaka. [2.558 #871]
| ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Femme qui a le lobe de l' oreille énorme et qui porte des pendants d' oreilles : elle fait parler le monde. [2.415 #1758] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des personnes qui voulant cacher un défaut, s' attiraient les moqueries de tout le monde. [2.415 #1758] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Boka mizaha lanonana : tsy isan' ny mpizaha lanonana, fa isan' ny Boka mizaha lanonana: tsy isan’ ny mpizaha lanonana, fa isan’ ny vahoak’ Andriana. [2.653 #801] Boka nizaha lanonana : tsy isan' ny mpizaha fa isan' ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui assiste aux réjouissances publiques : il n' est pas de ceux qui participent aux réjouissances, mais il augmente le nombre des sujets du souverain. [2.415 #1978] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il n' y a pas de réjouissances pour les lépreux. [2.415 #1978] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Dia saotra no atao anareo, mba tsy ho vaky lovia fararano, tsy ho banga nify voka-katsaka, tsy ho Dia saotra no atao anareo mba tsy ho vaky vilia fararano, tsy ho banga nify voka-katsaka, tsy ho | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Tous nos souhaits : que vos assiettes ne se brisent pas en automne, que vos dents ne tombent pas à l' époque de la récolte du maïs, que le salaka dont vous ceignez vos reins ne se rompe pas au milieu de la foule. [2.415 #4124] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Souhaits de prospérité. [2.415 #4124] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Fotsy maso an-danonana, tsy vatra ny hiondrika, ka aseho vahoaka sao tsy mahita ny hitan' ny olona. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Hono, ry | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Ilay jamba nampiady ombalahy : lany ritra ny zana-bahoaka raha izay alehako no alehany. [2.558 #1398]
Ilay jamba nampiady ombalahy : " lany ritra ny zana-bahoaka, raha izay alehako no nalehany " . [2.415 #2148] Ilay jamba nampiady ombilahy : "Lany ritra ny zana-bahoaka, raha izay alehako izay no nalehany". [2.653 #1112] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aveugle qui a fait battre des taureaux : ils sont exterminés les enfants de la contrée, dit-il, s' ils ont passé par où je passe. [2.415 #2148] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Kamboty ny andriana, ny vahoaka no rainy ; kamboty ny vahoaka, ny andriana no rainy. [2.415 #206] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le souverain est comme un orphelin soigné par son peuple; le peuple à son tour est comme un orphelin paternellement gouverné par le souverain. [2.415 #206] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Migogogogo ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Nampanaran-jaza ka kely haja imasom-bahoaka. [2.558 #178] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Na vory aza ny vahoaka, ny ratsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Ny andriana mandova fanjakana, ny vahoaka mandova fanompoana. [2.415 #378] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le souverain hérite du royaume, le peuple reçoit en héritage la corvée. [2.415 #378] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les enfants des riches reçoivent de l' argent en héritage et les enfants des pauvres reçoivent des embarras. [2.415 #378] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Ny andriana no manjaka, ny vahoaka. [2.415 #224] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La raison pour laquelle le souverain règne, c' est le peuple. [2.415 #224] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Sans peuple il n' y aurait pas de souverain ; le peuple est la base de la souveraineté. [2.415 #224] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Ny fahadalana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415]
Ny fahadalana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653] Ny fahalainana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415] Ny fahalainana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653] Ny fahalainana toy ny aretina androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.558 #2944] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La stupidité et la fainéantise sont comme l' épilepsie : c' est quand la foule est réunie que cela vous déshonore parce qu' alors on s' en aperçoit. [2.415 #2101] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Olona iray tsy mba vahoaka. [2.653 #2541, 2.974 #418]
Olon-drery tsy mba vahoaka. [2.165 #241] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un homme ne fait pas un peuple. [2.974 #418]
Un seul n' est pas une foule. [2.165 #241] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Raha adala loholona, adala vahoaka, raha hendry loholona, hendry vahoaka. [2.558 #3543]
Raha adala loholona, dia adala vahoaka. [2.165 #1638] Raha adala loholona, dia adala vahoaka an-tanana. [2.653 #2633, 2.974 #277] Raha adala loholona, dia adala vahoaka an-tanàna ; raha hendry loholona, dia hendry vahoaka an-tanàna. [2.415] Raha hendry loholona, dia handry vahoaka. [2.165] Raha hendry loholona, dia hendry vahoaka an-tanana. [2.653 #2652] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les dirigeants insensés font les peuples insensés. [2.974 #277]
Quand les chefs sont insensés, le peuple aussi est insensé ; quand les chefs sont sages, le peuple est sage et prospère dans la ville. [2.415 #306] Si les notables (ou les dirigeants) sont sages, le peuple l' est aussi. [2.165 #1639] Si les notables sont sots, le peuple l' est également. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Tafik' i Tari-tafik' i | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Brady conduisant son armée : s' il avance, peut-être que ce sera la mort ; s' il n' avance pas, peut-être qu'il perd l' occasion de faire du butin. [2.415 #458]
L' armée de Brady : on ignore si elle fera du butin ou si elle trouvera la mort. [2.415 #455] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cette armée n' a pas encore fait ses preuves : sous Radama I le sergent anglais Brady organisa l' armée ; ce proverbe se disait en général de ceux qui hésitent, faute de courage. [2.415 #455] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Tsy mba ny ankamaroam-bahoaka, fa ny olona iray toa zato. [2.165 #866]
Tsy ny ankamaroam-bahoaka fa ny safatsiroa. [2.558 #309] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous n' êtes pas comme le commun des mortels, mais vous êtes un homme qui en vaut cent. [2.165 #866] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka. [2.558 #4781, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Raha misy tsy mahatamana amin' ny tany anankiray, tsy ny tany akory no anton' izany satria ny tany tsy fady na oviana na oviana, fa ny vavam-bahoaka raha toa ka ratsy ny atao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Voalavo latsaka Voalavo mianjera Voalavo nianjera | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat qui tombe de très haut : passe pour la chute, mais ce qui est insupportable ce sont les huées des gens qui sont là. [2.415]
Un rat tombé d' une poutre: sa chute est supportable, mais non les cris des gens (qui sont dans la case). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||