|
|
|
|

Teny iditra1  valahara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitandro ny haja, ny voninahiny; mahatsiaro menatra (fampiasa indrindra ialohan' ny "tsy"): Tsy volahara: Tsy menatra, tsy mendrika
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a word apparently used only with the negative "tsy"
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] honnête, qui sait rougir, qui a de l'honneur
Tohi-kevitra  6  tsyvalahara
Mpanahaka  7  tsy vaky atatra, tsy vaky aty, tsy vaky afero
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny valahara io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12