|
|
|
|

Teny iditra1  vantotr' ombivavy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] ombivavy mbola tsy niteraka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] génisse
Voambolana  5  Haibiby: mampinono
Singan-teny  6  vantotra, ombivavy
Mpanahaka  7  lahinomby, omby, ombilahy, ombymanga, rana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12