|
|
|
|

Teny iditra1  varatraza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Rivotra mangatsiaka avy atsimo, atsinanana mitsoka amin' ny volana Jiona sy Jolay any amin' ny tapany avaratra sy avaratra andrefana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.414#224] vent violent du sud, synonyme de tsiokyatsimo
Voambolana  5  Haitoetrandro
Tsipelina hafa  6  varatrazy
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02